Détail de l'auteur
Auteur Johary Rakotonirina |
Documents disponibles écrits par cet auteur (1)
Ajouter le résultat dans votre panier Faire une suggestion Affiner la recherche Interroger des sources externes
Madagasikara, ho aiza marina ? / Johary Rakotonirina (DL 2011)
Titre : Madagasikara, ho aiza marina ? : topy maso sy dindon'ny 50 taona nahaleovantena Type de document : texte imprimé Auteurs : Johary Rakotonirina, Auteur Editeur : Antananarivo : Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy (T.P.F.L.M.) Année de publication : DL 2011 Importance : 1 vol. (160 p.) Présentation : couv. ill. en coul. Format : 21 cm Note générale : NA 2021 Langues : Malgache (mlg) Résumé : Daraina,Masoarivo, Mandabe, Betanty, Benato, Lavaraty, Masomeloka, Kiranomena, Sandrakaty, Antsakabary ... Tanàna malagasy avokoa izzany ! Santionany fotsiny ireo fa an'arivony maro no sahala amin'ireo manerana an'i Madagasikara.
Tanàna tsy mba fantatry ny fandrosoana sy ny fampandrosoana ... kanefa tsy handroso izany i Madagasikara, raha tsy mahazo ny anjara masoandrony ny mponina amin'ireny !
50 taona no nahaleovantena ! Nitondra inona ho an'ny Malagasy monina any amin'ireny tanàna ireny izany ?
Samy manana ny hanitra ho azy ireny tanàna ireny, fa ny itambarany dia ny fahantrana, ny tsy fandriampahalemana, ny fitazonana ny mponina eo ambany vohohon'ny tsy fahalalàna, ny tsy fahampiana na ny tsy fisian'ny zavatra mety mba hanatsarana ny fiainana, ny tsy fahalalàna fa mba mety ho tsara lavitra noho izao ny fiainana ...
Saingy ... Manao ny ataony ny mpnao politika, ny mpanao fanjakana, ny dahalo an-tsaha sy ambony latabatra, ny mpanararaotra isan-karazany ... Tsy lazaina intsony ao anatin'izany ny kolikoly.
Mba mamokatra ihany anefa, mba miady mafy amin'ny fiainana, fa ... tsy hita be ihany ! Ny ain'olombelona sy ny fananany aza tsy voaaro araka ny tokony ho izy ! Maika moa fa izay zon'olombelona any !
Natao mba hampieritreretana ny taranaka malagasy ity boky ity !Madagasikara, ho aiza marina ? : topy maso sy dindon'ny 50 taona nahaleovantena [texte imprimé] / Johary Rakotonirina, Auteur . - Antananarivo : Trano Printy Fiangonana Loterana Malagasy (T.P.F.L.M.), DL 2011 . - 1 vol. (160 p.) : couv. ill. en coul. ; 21 cm.
NA 2021
Langues : Malgache (mlg)
Résumé : Daraina,Masoarivo, Mandabe, Betanty, Benato, Lavaraty, Masomeloka, Kiranomena, Sandrakaty, Antsakabary ... Tanàna malagasy avokoa izzany ! Santionany fotsiny ireo fa an'arivony maro no sahala amin'ireo manerana an'i Madagasikara.
Tanàna tsy mba fantatry ny fandrosoana sy ny fampandrosoana ... kanefa tsy handroso izany i Madagasikara, raha tsy mahazo ny anjara masoandrony ny mponina amin'ireny !
50 taona no nahaleovantena ! Nitondra inona ho an'ny Malagasy monina any amin'ireny tanàna ireny izany ?
Samy manana ny hanitra ho azy ireny tanàna ireny, fa ny itambarany dia ny fahantrana, ny tsy fandriampahalemana, ny fitazonana ny mponina eo ambany vohohon'ny tsy fahalalàna, ny tsy fahampiana na ny tsy fisian'ny zavatra mety mba hanatsarana ny fiainana, ny tsy fahalalàna fa mba mety ho tsara lavitra noho izao ny fiainana ...
Saingy ... Manao ny ataony ny mpnao politika, ny mpanao fanjakana, ny dahalo an-tsaha sy ambony latabatra, ny mpanararaotra isan-karazany ... Tsy lazaina intsony ao anatin'izany ny kolikoly.
Mba mamokatra ihany anefa, mba miady mafy amin'ny fiainana, fa ... tsy hita be ihany ! Ny ain'olombelona sy ny fananany aza tsy voaaro araka ny tokony ho izy ! Maika moa fa izay zon'olombelona any !
Natao mba hampieritreretana ny taranaka malagasy ity boky ity !Réservation
Réserver ce document
Exemplaires(1)
Code-barres Cote Support Localisation Section Disponibilité OUV556985 XXIX6 RAK Livre Bibliothèque UCM Fonds Madagascar Consultation sur place
Exclu du prêt